Henoy ny antso (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Henoy ny antso ry velon’aina
          Ny fiainana an-tany, manondoka ka tandremo
      tononkira.serasera.org     Miaraha-mitady ny lalan-tsara
          Dia Jesosy zanaky ny Ray

     mfjchzde  Ref : Tsy mba sitrakareo ve ny hiara-kizotra
              Tsy mba teninareo ve ny hiara-handova
  faclth            ‘Lay fiainana am-paradisa soa
              Eo anilan’ilay dczhg Tompo soa

     2 - Katsaho aloha ny fanjakako
          Dia hanampy anareo ny zavatra rehetra ety
          Ny marina hatrany no handehano
         ‘Dia ho sambatra ny fiainanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Vangy : 271
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 09/02/2026 14:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303