Henoy ny antso (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Henoy ny antso uyljxl ry velon’aina
Ny fiainana an-tany, manondoka ka tandremo
Miaraha-mitady ny lalan-tsara
Dia Jesosy zanaky ny Ray
ogoyus Ref : Tsy mba sitrakareo ve ny hiara-kizotra
Tsy mba teninareo ve ny hiara-handova
‘Lay fiainana am-paradisa soa
Eo anilan’ilay Tompo soa
2 - Katsaho aloha ny fanjakako
tononkira.serasera.org Dia hanampy anareo ny zavatra rehetra ety
Ny marina hatrany no handehano
wpekzc ‘Dia ho sambatra ny fiainanao
Ny fiainana an-tany, manondoka ka tandremo
Miaraha-mitady ny lalan-tsara
Dia Jesosy zanaky ny Ray
ogoyus Ref : Tsy mba sitrakareo ve ny hiara-kizotra
Tsy mba teninareo ve ny hiara-handova
‘Lay fiainana am-paradisa soa
Eo anilan’ilay Tompo soa
2 - Katsaho aloha ny fanjakako
tononkira.serasera.org Dia hanampy anareo ny zavatra rehetra ety
Ny marina hatrany no handehano
wpekzc ‘Dia ho sambatra ny fiainanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Visites : 270
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 09/02/2026 14:29
