Henoy ny antso (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Henoy ny antso ry velon’aina
          Ny fiainana an-tany, manondoka ka tandremo
          Miaraha-mitady ny lalan-tsara
          Dia Jesosy zanaky ny Ray

      Ref : Tsy mba sitrakareo ve ny hiara-kizotra
              Tsy mba teninareo ve ny hiara-handova
             ‘Lay fiainana am-paradisa soa
              Eo anilan’ilay Tompo soa

     2 - Katsaho aloha ny fanjakako
          Dia hanampy anareo ny zavatra rehetra ety
          Ny marina hatrany no handehano
         ‘Dia ho sambatra ny fiainanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Hits : 16
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 09/02/2026 14:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1351