Ampelantananao (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - (Ny teninao, ny lalanao no hiainako) no hiainako (no lalako) no lalako
     vteiyqnv (Ny famindram-ponao, ny fitiavanao) no mameno ny fiainanay
     (Ray) be hindrafo, (Ray) tia ahy tokoa
     Lehibe ny herinao, Ray mpiahy ny zanakao

Ref : Eo am-pelantananao tokoa no hapetray ny fiainana
        Ka n’inona hanjoa, tsy ho kivy ny fo, fa manana Anao Ray mpiahy
        Fa ny fahasoavanao tokoa no nahatoy izao anay
        jwtte Deraina anie ny anaranao Ray o!

2 - (Ankaikinao no tiako hitoerana, mahasambatra) mahasambatra
     (Ry Ray mpiahy) Ry Ray mpiahy,(am-pelatananao no mahatsara ahy)
      Fa Ianao no tsy tononkira.serasera.org mba mandaha, (Ray) be hindrafo, (Ray) tia ahy tokoa
pymxjqo      Lehibe ny herinao, Ray mpiahy ny zanakao.
** Ampelantananao **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faraitra fahatelo)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Vangy : 265
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 28/04/2026 16:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.143