Ampelantananao (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - (Ny teninao, ny lalanao no hiainako) no hiainako (no lalako) no lalako
     (Ny famindram-ponao, ny fitiavanao) no mameno ny fiainanay
   wwzuevoh   (Ray) be hindrafo, (Ray) tia ahy tokoa
     Lehibe ny herinao, Ray mpiahy ny zanakao

Ref : Eo tqeluc am-pelantananao tokoa no hapetray ny fiainana
    tononkira.serasera.org     Ka n’inona hanjoa, tsy ho kivy ny fo, fa manana Anao Ray mpiahy
       momisof  Fa ny fahasoavanao tokoa no nahatoy izao anay
        Deraina anie ny anaranao Ray o!

2 - (Ankaikinao no tiako hitoerana, mahasambatra) mahasambatra
     (Ry Ray mpiahy) Ry Ray mpiahy,(am-pelatananao no mahatsara ahy)
      Fa Ianao no tsy mba mandaha, (Ray) be hindrafo, (Ray) tia ahy tokoa
      Lehibe ny herinao, Ray mpiahy ny zanakao.
** Ampelantananao **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faraitra fahatelo)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Visites : 171
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 28/04/2026 16:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.046