Ampelantananao (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - (Ny teninao, ny lalanao no hiainako) no hiainako (no lalako) no lalako
(Ny famindram-ponao, ny fitiavanao) no mameno ny fiainanay
(Ray) be hindrafo, (Ray) tia ahy tokoa
Lehibe ny herinao, Ray mpiahy ny zanakao
Ref : Eo am-pelantananao tokoa pbjgir no hapetray ny fiainana
bormu Ka n’inona hanjoa, tsy ho kivy ny fo, fa manana Anao Ray mpiahy
tononkira.serasera.org Fa ny fahasoavanao tokoa no nahatoy ybrfvfj izao anay
Deraina anie ny anaranao Ray o!
2 - (Ankaikinao no tiako hitoerana, mahasambatra) mahasambatra
(Ry Ray mpiahy) Ry Ray mpiahy,(am-pelatananao no mahatsara ahy)
Fa Ianao no tsy mba mandaha, (Ray) be hindrafo, (Ray) tia ahy tokoa
Lehibe ny herinao, Ray mpiahy ny zanakao.
** Ampelantananao **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faraitra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 208
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 28/04/2026 16:57