Afa-trosa (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Afa-trosa ianao (afaka e) maivamaivana (afaka e)
Toa tsy meloka (afaka e) falifaly ery
Moa ve tsapanao (fa Jeso) nisy anie ‘lay ra (latsaka)
Nisoloana anao (noho icuga ianao) : mba ho afaka.
Ref : Jesosy Tompo voahombo hanavotra anao
Ny fijaliana nitondra hafaliana ho anao
erjcntgh tononkira.serasera.org jkoetmv Ny fandreseny milaza fa afaka ianao
Noraisinao ve sa very foana ilay ra?
2 – Ny ota vitanao (afaka e) efa nentiny (afaka e)
Ny elo afo koa (afaka e) raha manaiky ianao
Mino ve ianao (fa ho anao) no niaretany (asa lahy)
Sao hiapanga (ilay ra) aminany farany.
** Afa-trosa **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 290
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 06/05/2026 14:21