Ampidiro aloha ny tenimiafina
Afa-trosa (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Afa-trosa ianao (afaka e) maivamaivana (afaka e)
Toa tsy meloka (afaka e) falifaly ery
Moa ve tsapanao (fa Jeso) nisy anie ‘lay ra (latsaka)
Nisoloana anao (noho ianao) : mba ho afaka.
Ref : Jesosy Tompo voahombo hanavotra anao
kjkahs Ny fijaliana nitondra hafaliana ho anao
Ny fandreseny milaza fa tononkira.serasera.org afaka ianao
Noraisinao ve sa very foana ilay ra?
2 – Ny ota vitanao (afaka e) efa ihazlr nentiny (afaka e)
Ny elo afo koa (afaka e) raha manaiky ianao
uyqe Mino ve ianao (fa ho anao) no niaretany (asa lahy)
Sao hiapanga (ilay ra) aminany farany.
** Afa-trosa **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Visites : 166
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 06/05/2026 14:21