Afa-trosa (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Afa-trosa ianao (afaka e) maivamaivana (afaka e)
     Toa tsy meloka (afaka e) falifaly ery
      Moa ve tsapanao (fa Jeso) nisy anie ‘lay ra (latsaka)
      Nisoloana anao (noho ianao) : mba ho afaka.

    Ref : Jesosy Tompo voahombo hanavotra anao
           txnyzr   Ny fijaliana nitondra hafaliana ho anao
       pfsl       Ny fandreseny milaza fa xsrj afaka ianao
             Noraisinao ve sa very foana ilay ra?

2 – Ny ota vitanao (afaka e) efa nentiny (afaka e)
      Ny elo afo koa (afaka e) raha manaiky ianao
     tononkira.serasera.org  Mino ve ianao (fa ho anao) no niaretany (asa lahy)
      Sao hiapanga (ilay ra) aminany farany.

** Afa-trosa **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Visites : 210
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 06/05/2026 14:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0289