NDEHA HANARAKA AHY (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy ireo 'zay, tena manam-pitiavana
Hoy ny Tompo aminao, ndeha hanaraka ahy
Misy asa iray, ampanaoviko anao izao
Mba hanangona tononkira.serasera.org ireo mbola very manjehy
'Zao fiainana izao
Ajanony axawyru izay mety hisakana anao, zrwe mbola maro ireo asa atao
Fa izaho hanome 'zay ilainao ety
Mivonona handeha
Nefa izao kosa aloha, aoka ho ao an-tsainao
Tsara ho fantatrao fa tsy maintsy vgxzieqe hahafoy an'ireo havanao
Sy izay rehetra tianao
Moa mba tsapanao ve f'efa tonga aminao izao
Ny antso manao hoe: *Efa vonona ve?*
Sao variana indray miahiahy ny fiainana
Hotakiana aminao izao antso izao
Amin'ny andro iray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Vangy : 1875
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : stewartfaniry2
Daty : 26/04/2015 13:49