NDEHA HANARAKA AHY (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy ireo 'zay, tena manam-pitiavana
Hoy ny Tompo aminao, ndeha hanaraka ahy
Misy asa iray, ampanaoviko anao izao
Mba hanangona ireo mbola fntsat very manjehy
'Zao fiainana izao
Ajanony izay mety hisakana anao, mbola maro ireo asa atao
Fa izaho hanome pksbxvc 'zay ilainao ety
Mivonona handeha
Nefa izao kosa aloha, aoka ho ao an-tsainao
Tsara ho fantatrao fa tsy maintsy hahafoy an'ireo havanao
Sy izay rehetra tianao
Moa mba tsapanao ve f'efa tonga aminao izao
Ny antso manao hoe: *Efa vonona ve?*
Sao variana indray tononkira.serasera.org miahiahy ny fiainana
Hotakiana aminao izao myqess antso izao
Amin'ny andro iray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Visites : 1837
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : stewartfaniry2
Date : 26/04/2015 13:49