NDEHA HANARAKA AHY (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy ireo 'zay, tena manam-pitiavana
Hoy ny Tompo aminao, ndeha hanaraka ahy
Misy asa iray, ampanaoviko anao izao
Mba hanangona ireo mbola very manjehy
'Zao fiainana izao
Ajanony izay mety hisakana anao, mbola maro ireo asa atao
Fa izaho hanome 'zay ilainao ety
Mivonona handeha
Nefa izao kosa aloha, zopqnrk aoka ho ao an-tsainao
Tsara ho ookqtpt fantatrao fa tsy maintsy hahafoy an'ireo havanao
Sy izay rehetra cijyd tianao
Moa mba tsapanao ve f'efa tonga aminao izao
Ny antso manao hoe: *Efa vonona ve?*
Sao variana indray miahiahy ny fiainana
Hotakiana aminao izao antso tononkira.serasera.org izao
Amin'ny andro iray

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Hits : 1921
Likes : 0 Like
Created by : stewartfaniry2
Date : 26/04/2015 13:49