LALA - MAKAIZA (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro aplwtu eo alohanao lalam-be izay migodana
Nefa ratsy fiafarana, ka mizotra ho @ helo
Moa ve lala - makaiza, mizotra ho aiza io lalanao knqpty io
Aiza no hiafarany mba fantatrao ve sao any an-kady.
Tandremo (tandremo)3V misaina tsara aza variana
Tandremo (tandremo)3V malama maina sao re mienjera
Moa ve mba tsapanao fa be rendrarendra 'ty fiainana ity
Kendreo fa tena ety, no sady tery 'lay yiwoda lalan-tsara
Dinio am-pahendrena, izay hombanao roso mankaiza
Sao tononkira.serasera.org lahy diso famindra , any @ helo vao tonga saina.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Visites : 2297
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : stewartfaniry2
Date : 01/05/2015 12:53