LALA - MAKAIZA (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro eo alohanao lalam-be izay migodana
Nefa ratsy fiafarana, ka mizotra ho @ ptgbwyc helo
Moa ve lala - makaiza, mizotra tononkira.serasera.org ho aiza io lalanao io
Aiza no hiafarany mba svyj fantatrao ve sao any an-kady.
Tandremo (tandremo)3V misaina tsara aza tgwu variana
Tandremo (tandremo)3V malama maina sao re mienjera
Moa ve mba tsapanao fa be rendrarendra 'ty fiainana ity
Kendreo fa tena ety, no sady tery 'lay lalan-tsara
Dinio am-pahendrena, izay hombanao roso mankaiza
Sao lahy diso famindra , any @ helo vao tonga saina.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Hits : 2236
Likes : 0 Like
Created by : stewartfaniry2
Date : 01/05/2015 12:53