LALA - MAKAIZA (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro eo alohanao lalam-be izay migodana
Nefa ratsy fiafarana, ka mizotra ho @ helo
Moa ve lala - makaiza, mizotra ho aiza io lalanao io
Aiza no hiafarany mba fantatrao ve sao any an-kady.
Tandremo tononkira.serasera.org (tandremo)3V misaina tsara aza variana
Tandremo (tandremo)3V aurus malama maina sao re mienjera
Moa ve mba tsapanao fa be rendrarendra tfhx 'ty fiainana ity
Kendreo fa tena ety, no asnd sady tery 'lay lalan-tsara
Dinio am-pahendrena, izay hombanao roso mankaiza
Sao lahy diso famindra , any @ helo vao tonga saina.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Visites : 2234
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : stewartfaniry2
Date : 01/05/2015 12:53