Deraina Ianao (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana no iarahanayMankalaza anao ry Ray
Fa Nomenao tombon'andro hahay hidera Anao
Ankalazainay fa Masina Ianao
Antoky ny fifalianay
Famonjena vitaNao tety,
Oh, oh, oh, ohhh.......
Solo : Mendrika ho deraina Ianao
Tompo sy Andriamanitro,
fa Ianao Mpamonjy izao tontolo izao
Oh oh oh ohhh .....
Ho derainay Ianao ry Ray
Ho derainay Mandrakizay, fa tsara Ianao
Fifaliana no iarahanay
Mankalaza anao ry Ray,
fa nomenao tombon'andro hahay hidera Anao
Ankalazainay fa Masina Ianao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Vangy : 8
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : CJ21
Daty : 02/01/2026 15:23
