Deraina Ianao (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana no iarahanay
Mankalaza anao ry Ray
Fa Nomenao tombon'andro hahay tononkira.serasera.org hidera Anao
Ankalazainay fa Masina Ianao
Antoky ny fifalianay
Famonjena vitaNao tety,
Oh, oh, oh, ohhh.......
Solo : ntjirz Mendrika ho deraina Ianao
Tompo sy Andriamanitro,
fa Ianao Mpamonjy izao tontolo izao
Oh oh oh ohhh .....
Ho derainay Ianao ry Ray
Ho derainay Mandrakizay, fa tsara Ianao
Fifaliana no iarahanay
Mankalaza anao ry Ray,
fa nomenao tombon'andro hahay kpdjka udiqulbw hidera Anao
Ankalazainay fa Masina Ianao.
Mankalaza anao ry Ray
Fa Nomenao tombon'andro hahay tononkira.serasera.org hidera Anao
Ankalazainay fa Masina Ianao
Antoky ny fifalianay
Famonjena vitaNao tety,
Oh, oh, oh, ohhh.......
Solo : ntjirz Mendrika ho deraina Ianao
Tompo sy Andriamanitro,
fa Ianao Mpamonjy izao tontolo izao
Oh oh oh ohhh .....
Ho derainay Ianao ry Ray
Ho derainay Mandrakizay, fa tsara Ianao
Fifaliana no iarahanay
Mankalaza anao ry Ray,
fa nomenao tombon'andro hahay kpdjka udiqulbw hidera Anao
Ankalazainay fa Masina Ianao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Hits : 328
Likes : 1 Like
Created by : CJ21
Date : 02/01/2026 15:23
