Deraina Ianao (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana no iarahanay
Mankalaza anao ry Ray
Fa Nomenao tombon'andro hahay hidera Anao
Ankalazainay fa Masina Ianao

Antoky ny tononkira.serasera.org fifalianay
Famonjena vitaNao tety,  
Oh, oh, oh, ohhh.......

Solo : Mendrika ho deraina Ianao
Tompo sy Andriamanitro,
fa Ianao Mpamonjy pjkrbh izao tontolo izao
Oh oh oh ohhh .....

Ho faolttsy derainay Ianao ry Ray
Ho derainay Mandrakizay, fa tsara ajsvj Ianao

Fifaliana no iarahanay
Mankalaza anao ry Ray,
fa nomenao tombon'andro hahay hidera Anao
Ankalazainay fa Masina Ianao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Visites : 328
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : CJ21
Date : 02/01/2026 15:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0353