NOHO (A.SA.FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noho reo heloka nandrendrika
Noho ny otako tononkira.serasera.org nanototra
No nanoloranao ho anay ny Zanakao
No aksa nanoloranao ho famonjena anay
Fiv: Novahanao ny fatoranay
Ka notonenao ny alahelonay
Noho ireo rehetr'ireo akambano cdzwabxh ny feo
Hiventso ny Antema ny hiram-pamonjena
Haleloia dera ho Anao Jesoa
Mm mm mm mm...
Noho ny olonao voahozona
Noho ny gadrany tsy afany
No nampidinanao ho anay ny zanakao
No nampidinanao rrnx ho famonjena anay
Fiv: Novahanao...
Noho ny otako tononkira.serasera.org nanototra
No nanoloranao ho anay ny Zanakao
No aksa nanoloranao ho famonjena anay
Fiv: Novahanao ny fatoranay
Ka notonenao ny alahelonay
Noho ireo rehetr'ireo akambano cdzwabxh ny feo
Hiventso ny Antema ny hiram-pamonjena
Haleloia dera ho Anao Jesoa
Mm mm mm mm...
Noho ny olonao voahozona
Noho ny gadrany tsy afany
No nampidinanao ho anay ny zanakao
No nampidinanao rrnx ho famonjena anay
Fiv: Novahanao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.SA.FIVangy : 2446
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tinofenohasina
Daty : 06/11/2017 09:20
