NOHO (A.SA.FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noho reo heloka nandrendrika
Noho ntgvzmur ny otako tononkira.serasera.org nanototra
No nanoloranao ho anay ny Zanakao
No nanoloranao smdjzf ho famonjena anay
Fiv: Novahanao ny fatoranay
Ka notonenao ny alahelonay
Noho ireo rehetr'ireo akambano ny feo
Hiventso ny Antema ny hiram-pamonjena
Haleloia dera ho Anao Jesoa
Mm bwrafmsl mm mm mm...
Noho ny olonao voahozona
Noho ny gadrany tsy afany
No nampidinanao ho anay ny zanakao
No nampidinanao ho famonjena anay
Fiv: Novahanao...
Noho ntgvzmur ny otako tononkira.serasera.org nanototra
No nanoloranao ho anay ny Zanakao
No nanoloranao smdjzf ho famonjena anay
Fiv: Novahanao ny fatoranay
Ka notonenao ny alahelonay
Noho ireo rehetr'ireo akambano ny feo
Hiventso ny Antema ny hiram-pamonjena
Haleloia dera ho Anao Jesoa
Mm bwrafmsl mm mm mm...
Noho ny olonao voahozona
Noho ny gadrany tsy afany
No nampidinanao ho anay ny zanakao
No nampidinanao ho famonjena anay
Fiv: Novahanao...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.SA.FIHits : 2447
Likes : 0 Like
Created by : Tinofenohasina
Date : 06/11/2017 09:20
