Fifonana (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
• Izao tontolo izao sy ny rendrarendra koa
No nataonay fiainana sy anton’asa tao am-po
Ditra no nasehonay tsy nankatoa anao zahay
jgqfut Mifona Ray,eny mitalaho indray
Tsy mahasoa sy tsy mendrika ho anao
Nefa ianao dia nahafoy ny ainoao ho anay
Ka indro re ny foko ka vonona aho ,sahy
Handray an’i Jeso hanasitrana Fanahy
• Nahafoy ny Ainao ho famonjena anay
tononkira.serasera.org trcjiwih Nataonay tsinotsinopna sy nodianay tsy hay
Lavinay tsy misy haihay meteza Ianao hamela anay
Mifona Tompo o,meteza re handray
Ka ny fiainanay,sy iozay rehetra ho avy
Ianao no hanankinanay ny fanahinay
Ray Ianao irery no andry ,toky koa
Tsy misy izay hanakana ka handresy anay
hmivry

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Vangy : 2469
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nellah
Daty : 14/11/2017 14:07