Jeso Mino Izahay (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso mino izahay
Jeso, Jeso mino izahay
(mino izahay) x2
F'ianao, ianao no avotray
(No avotra raha sendra)
Raha sendra ny mafy ety
(ny mafy ety dia tsy hisalasala)
Hiantso ny anaranao ry Jeso
Miandry,miandry sy manantena
Omeo, omeo ny famonjena re
Fa mijaly, ory moeqog am-pahoriana
Noho ny fitia, te hanaraka Anao
Mafy, mafy anie ny manjo
(ny manjo) x2
Vono, eso sy latsa koa
(vono sy eso latsa)
Nefa, xgpz nefa tsy kivy fo
Tsy kivy fo
satria mino izahay Jeso
Fa handova ny paradisa
Izay efa namboarinao
Ho an'ireo mpanara-dia Anao
Koa apetrakay, eo am-pelatananao
Ny Fo, Fanahy, tononkira.serasera.org koa mba raiso akolvzvg ry Ray
A/C: Mr David
Jeso, Jeso mino izahay
(mino izahay) x2
F'ianao, ianao no avotray
(No avotra raha sendra)
Raha sendra ny mafy ety
(ny mafy ety dia tsy hisalasala)
Hiantso ny anaranao ry Jeso
Miandry,miandry sy manantena
Omeo, omeo ny famonjena re
Fa mijaly, ory moeqog am-pahoriana
Noho ny fitia, te hanaraka Anao
Mafy, mafy anie ny manjo
(ny manjo) x2
Vono, eso sy latsa koa
(vono sy eso latsa)
Nefa, xgpz nefa tsy kivy fo
Tsy kivy fo
satria mino izahay Jeso
Fa handova ny paradisa
Izay efa namboarinao
Ho an'ireo mpanara-dia Anao
Koa apetrakay, eo am-pelatananao
Ny Fo, Fanahy, tononkira.serasera.org koa mba raiso akolvzvg ry Ray
A/C: Mr David
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Hits : 786
Likes : 0 Like
Created by : zoniainadinarak
Date : 25/05/2022 13:07
