"Ario ny Tahotrao.." (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))

Ario ny tahotrao

Ario ny tahotrao           ---- |
Fa Jeso efa namonjy anao               |
Esory ny ahiahy sy ny alahelo      |
Meteza ianao, ekeo tsotr'izao      |
handray ny fiainam-baovao      |
(Fiainam-baovao)                |2x
Ario ny tahotrao               |
Toneo ny Fo sy Fanahy       |
Levony eo aminao ny hahakiviana      |
Ny lalana hombana              |
Voafafin'ny hazavana             |
Ka henika ny heriny       -----|
  
Fa ranomaso, dia tsy hilatsaka
ATsiky dia ampyry ny fisentoana dia ho levona tsotr'izao
Ny fatora-mangeja novahany dia afaka
Ary ny halotoana, nosasainy dia nadio
Ny Rany latsaka, no sorona ho anao
Nomeny tsy novidiana ka dérao
Fa ranomaso, dia tsy hilatsaka
Ary ny fisentoana dia ho levona tsotr'izao
Ny fatora-mangeja novahany dia afaka
Ari ny halotoana, nosasainy dia nadio
Ny Rany latsaka, no sorona ho anao
Nomeny tsy novidiana ka derao
No sorona ho anao
Nomeny tsy novidiana ka derao
                                     A/C: Mr David

Mpihira : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)
Mpamaky : 195
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zoniainadinarak
Tamin'ny : 25/05/2022 11:06:55
ID : 14260

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo