SOA FA NISY (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indrisy fa toa mahonena
Ity fianana ity tononkira.serasera.org raha jerena
nifanaiky ho amin'ny tsara
Kanefa indrisy fa toa mamarara
Nivarina ho amin'ny ratsy
Rehefa voatosika mafy
Tsy mahita intsony ity famonjena
Mivoha ho amin'ny firenena
(Soa fa nisy)
Soa fa nisy, teninao Ray
(Izay tonga)
Izay ho anay mandrakizay
(Ka misaotra)
Ka misaotra Tompo malala
(Fa he voavonjy)
Fa he voavonjy izahay izay bodo sy adala
Fa ny teninao re ry Ray
Voadika amin'ny teninay
Voafafy amin'ny tany tsara
Dia nitombo hery tsy ho diso agdp anjara
Tsy hiveri-maina oupkd aminao
Hamokatra hatramin'izao
Misaotra, mitsaoka ry Tompo muigb malala
Fa vonona re ny handala
A/C : Mr David (STK I.F 2022)
Ity fianana ity tononkira.serasera.org raha jerena
nifanaiky ho amin'ny tsara
Kanefa indrisy fa toa mamarara
Nivarina ho amin'ny ratsy
Rehefa voatosika mafy
Tsy mahita intsony ity famonjena
Mivoha ho amin'ny firenena
(Soa fa nisy)
Soa fa nisy, teninao Ray
(Izay tonga)
Izay ho anay mandrakizay
(Ka misaotra)
Ka misaotra Tompo malala
(Fa he voavonjy)
Fa he voavonjy izahay izay bodo sy adala
Fa ny teninao re ry Ray
Voadika amin'ny teninay
Voafafy amin'ny tany tsara
Dia nitombo hery tsy ho diso agdp anjara
Tsy hiveri-maina oupkd aminao
Hamokatra hatramin'izao
Misaotra, mitsaoka ry Tompo muigb malala
Fa vonona re ny handala
A/C : Mr David (STK I.F 2022)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Vangy : 887
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : zoniainadinarak
Daty : 28/07/2022 19:41
