Jehovah no anay (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hay ve rehefa tojo ny mafy ianao tsy mahita hombana mamoy foHay ko ve rehefa voadona izay vao miantsoantso ny anarany
Jehovah no ilay avotray ,avotra ho ahy ho mandrakizay
Ny ahy mandrakizay Jehovah ny ahy no tianay mandrakizay
Jehovah ny ahy no maminay sy tianay ka hanoloranay ny fo aman-panahy anio mandrakizay, rahatrizay
2. Aza miandry ny kapoka mahamahivay vao hitodika aminy
Sao ia ho tara ianao ka izay vao hitomany hangahiahy ery
Jehovah no ilay avotray ,avotra ho ahy ho mandrakizay
Ny ahy mandrakizay Jehovah ny ahy no tianay mandrakizay
Jehovah ny ahy no maminay sy tianay ka hanoloranay ny fo aman-panahy anio mandrakizay, rahatrizay
Antoko Mpihira Imerintsiafindra Fiderana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Vangy : 1861
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nellah
Daty : 14/11/2017 14:07