Fifonana (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
• Izao tontolo izao sy ny rendrarendra koa
No nataonay fiainana sy anton’asa tao am-po
Ditra no nasehonay tsy nankatoa anao zahay
Mifona Ray,eny mitalaho indray
Tsy mahasoa sy tsy mendrika ho anao
Nefa ianao dia nahafoy tpvd ny ainoao ho anay
Ka indro re ny foko ka vonona aho ,sahy
Handray an’i Jeso tononkira.serasera.org hanasitrana Fanahy
• Nahafoy ny Ainao ho famonjena anay
Nataonay tsinotsinopna sy nodianay tsy hay
Lavinay tsy misy haihay meteza Ianao hamela anay
Mifona Tompo o,meteza re handray
Ka ny fiainanay,sy iozay rehetra ho avy
Ianao no hanankinanay ny fanahinay
Ray jags Ianao irery no andry ,toky koa
Tsy misy izay hanakana bsvpisre ka handresy anay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Visites : 2554
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nellah
Date : 14/11/2017 14:07