Fifonana (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
• Izao tontolo izao sy ny rendrarendra koa
No nataonay fiainana sy anton’asa tao am-po
Ditra no nasehonay tsy nankatoa anao zahay
Mifona Ray,eny mitalaho indray
Tsy mahasoa sy tsy mendrika ho anao
Nefa ianao dia nahafoy ny ainoao ho tononkira.serasera.org anay
Ka indro re ny foko ka vonona aho ,sahy
Handray an’i Jeso hanasitrana Fanahy
• Nahafoy ny kykrxhr Ainao ho famonjena anay
Nataonay tsinotsinopna sy nodianay tsy hay
tdayge Lavinay tsy misy haihay meteza Ianao hamela anay
buydsra Mifona Tompo o,meteza re handray
Ka ny fiainanay,sy iozay rehetra ho avy
Ianao no hanankinanay ny fanahinay
Ray Ianao irery no andry ,toky koa
Tsy misy izay hanakana ka handresy anay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Hits : 2425
Likes : 0 Like
Created by : Nellah
Date : 14/11/2017 14:07