Tsofy ny anjomara (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))

https://tononkira.serasera.org/hira/a.m.i.f-antoko-mpihira-imeritsiafindra-fiderana/tsofy-ny-anjomara-1

O ! o ! o ! o !
? Tsofy mafy ny anjomara
,ho ren’ny eran-tany
hanakoako hatrany
tsara ny Andriamanitray
ka mendrika ho deraina
ho mandrakizay


rava ny Mandan I jericko
lavo I Goliata raha nanoloana an’I Davida

? Aleloia sestononkira.serasera.orgilany hatrany an danitra any
ny hiranay tsy ho lany
Andriamanitra Tsitoha ilay nanome ny soa
No hirainay amin’ny fo


Tsy nahasakana  ireo fariseo,
Tsy nahita hadisoan taminy I Pilato

                                                                  

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)
Mpamaky : 1472
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Nellah
Tamin'ny : 14/11/2017 13:06:50
ID : 10150

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo