Feon'ny lanitra (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
“Injao ny feon’ny lanitra
Injao ny feon’ny lanitra
Tsy fantatra ny bjpgsxk fihaviany
Tao anatin’ny alina mangiana
Renao hchy va,renao va aaaa
Meteza ianao hanongilan-tsofina
Naoty prnhxthl tsara rindra sy mozika soa
Avy amin’ny Fanahy
Ho voninahitry ny Avo
Tsy fantantsika hoe ahoana
Fa isika no aoka ho mpihira ihany
Ny hany tokana azontsika ambara
Andriamanitra tononkira.serasera.org no tsara”
Injao ny feon’ny lanitra
Tsy fantatra ny bjpgsxk fihaviany
Tao anatin’ny alina mangiana
Renao hchy va,renao va aaaa
Meteza ianao hanongilan-tsofina
Naoty prnhxthl tsara rindra sy mozika soa
Avy amin’ny Fanahy
Ho voninahitry ny Avo
Tsy fantantsika hoe ahoana
Fa isika no aoka ho mpihira ihany
Ny hany tokana azontsika ambara
Andriamanitra tononkira.serasera.org no tsara”
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Visites : 2312
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Nellah
Date : 14/11/2017 14:06
