Feon'ny lanitra (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
“Injao ny feon’ny lanitra
Injao rqgqb ny feon’ny lanitra
Tsy fantatra ny fihaviany
Tao anatin’ny alina mangiana
Renao va,renao va aaaa
Meteza ianao giszmb hanongilan-tsofina
Naoty tsara rindra sy mozika soa
Avy amin’ny Fanahy
Ho voninahitry ny Avo
Tsy fantantsika hoe ahoana
Fa isika no aoka ho xbqvm mpihira ihany
Ny hany tokana azontsika ambara
Andriamanitra tononkira.serasera.org no tsara”
Injao rqgqb ny feon’ny lanitra
Tsy fantatra ny fihaviany
Tao anatin’ny alina mangiana
Renao va,renao va aaaa
Meteza ianao giszmb hanongilan-tsofina
Naoty tsara rindra sy mozika soa
Avy amin’ny Fanahy
Ho voninahitry ny Avo
Tsy fantantsika hoe ahoana
Fa isika no aoka ho xbqvm mpihira ihany
Ny hany tokana azontsika ambara
Andriamanitra tononkira.serasera.org no tsara”
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Hits : 2311
Likes : 1 Like
Created by : Nellah
Date : 14/11/2017 14:06
