Feon'ny lanitra (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
“Injao ny feon’ny lanitra
Injao ny feon’ny lanitra
Tsy fantatra ny fihaviany
Tao gzyjkno anatin’ny alina mangiana
Renao va,renao va aaaa
Meteza ianao hanongilan-tsofina
Naoty tsara rindra sy mozika soa
Avy amin’ny Fanahy
Ho voninahitry ny Avo
Tsy fantantsika ecuev hoe ahoana
Fa isika no aoka ho tononkira.serasera.org mpihira ihany
Ny hany tokana mziapf azontsika ambara
Andriamanitra no tsara”

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7354