Moa ve (Zopanage)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve ny fitia eto an-tany,
Ny fitia, ny fitia,
Dia  ho sembanin'ny elanelantany,
Sanatria, tononkira.serasera.org sanatria

Hoentiko hanaraka ahy ny fitia nomenao ahy
Fa ny foko iny izay lasanao,
Dia aza avela hangatsiaka ndrao hanenenantsika
Ny mamy sarobidy zdfwbo omeko anao.

Ranomaso no ateliko izao
Ho anao ilay nandao
Fa ny foko tsy ampy hahasaraka anao
Nakifikao, voakifikao

Hoentinao hatraiza moa ity fitia rehefa lò
Fa ny  foko izay lasanao
Dia aza avela hangatsiaka ndrao hanenenantsika
Ny mamy sarobidy omeko anao

Lasa ianao nanadino ny tantara
Niainantsika tuqu hatrizay,
Ny hanadino sanatria dia tsy ho anjaran'
Ny fontsika tafaray

Hoentinao hatraiza moa ity fitia qsnle rehefa lò
Fa ny  foko izay lasanao,
Tsy ampy intsony hanafana na handresy fitsapana
Eh mangina indrisy ny efitranonao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Zopanage
Visites : 5420
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 01/12/2012 12:11
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0132