Moa ve (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve ny fitia eto an-tany,
Ny fitia, ny fitia,
Dia ho mugrkr sembanin'ny elanelantany,
Sanatria, sanatria
Hoentiko hanaraka ahy ny fitia nomenao ahy
Fa ny foko iny izay lasanao,
Dia aza avela hangatsiaka ndrao hanenenantsika
Ny mamy sarobidy omeko anao.
Ranomaso no ateliko izao
Ho anao ilay nandao
Fa ny foko tsy ampy hahasaraka anao
Nakifikao, voakifikao
Hoentinao hatraiza moa ity uzlwg fitia rehefa lò
Fa ny foko izay lasanao
Dia aza avela vlvxyg hangatsiaka ndrao hanenenantsika
Ny mamy sarobidy tononkira.serasera.org omeko anao
Lasa ianao nanadino ny tantara
Niainantsika hatrizay,
Ny hanadino sanatria dia tsy ho anjaran'
Ny fontsika tafaray
Hoentinao hatraiza moa ity fitia rehefa lò
Fa ny foko izay lasanao,
Tsy ampy intsony hanafana na handresy fitsapana
Eh mangina indrisy ny efitranonao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ZopanageHits : 5552
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 01/12/2012 12:11