Ambodia very namana (Lasa) (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambodia very namana angaha izato ialahy
Tsisy mpijery any lavitra ezaka any
Toy ny zaza tsy mahasara-nono
Tsisy mpitaiza ka mahavaky ny fo.
Vao toy ny omaly xignwz ialahy ‘lay nandao ahy
Hitako sary, mampangotsoka ny fanahy
Narindrina ny vavahady hampisaraka antsika
Samy nahatsapa fa angamba tsy hifankahita.
Hiraraka toy ny volana any iny e
Fahatsiarovana bcvqkab anao
Lasan-davitra any ny lasa iny
Lasa ka tena nandao.
Rehefa ato an-trano toa tononkira.serasera.org babangoana zay hitan’ny maso
Toa mahakamo na ny mijanona ato
Na ny fandriana xczngcrb aza toa mahatsiaro an’ialahy
Fa mangatsiaka rehefa amin’ny alina
Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ZopanageVisites : 5145
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 29/03/2014 20:04