Tsara fatotra (Zandry Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao lay tokana nofinidiko
Malalako sady tiako
Niara-nizara ireo tsiambarateloko
Ny hafaliako sy ny alaheloko
Ianao lay tblwmklh niaritra zava-tsy finidy
Na ny mafy na mangidy
Lay mamiko indrindra o! Tanteliko
Ianao no anjeliko
Fa ny antsika roa dia fitia mandra-maty
Toa lamban'akoho e! Iray aina iray vatsy
F'efa lasanao tsy misy ady varotra
Ty myzuzbm foko tsara fatotra
Ny tia sy ny tiana tononkira.serasera.org no indro tafaray
Toy ny bararata noladinim-bahy
Fitia vita sedra mafy tsy ho voangotra
Ilay fitia tsara fatotra
Tsy ho afomololo fa ho afon-tsompitra
Ho lavitry ny mpisompatra
Ho arovako mafy e! oauuec Sy ho kolokoloiko
Haninteraka ato am-poko
Malalako sady tiako
Niara-nizara ireo tsiambarateloko
Ny hafaliako sy ny alaheloko
Ianao lay tblwmklh niaritra zava-tsy finidy
Na ny mafy na mangidy
Lay mamiko indrindra o! Tanteliko
Ianao no anjeliko
Fa ny antsika roa dia fitia mandra-maty
Toa lamban'akoho e! Iray aina iray vatsy
F'efa lasanao tsy misy ady varotra
Ty myzuzbm foko tsara fatotra
Ny tia sy ny tiana tononkira.serasera.org no indro tafaray
Toy ny bararata noladinim-bahy
Fitia vita sedra mafy tsy ho voangotra
Ilay fitia tsara fatotra
Tsy ho afomololo fa ho afon-tsompitra
Ho lavitry ny mpisompatra
Ho arovako mafy e! oauuec Sy ho kolokoloiko
Haninteraka ato am-poko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zandry GasyVangy : 1046
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mbola Talenta
Daty : 14/02/2025 05:58
