Tsara fatotra (Zandry Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao lay tokana nofinidiko
Malalako sady tiako
Niara-nizara ireo tsiambarateloko
Ny hafaliako sy ny alaheloko
Ianao lay niaritra zava-tsy finidy
Na ny mafy na mangidy
Lay mamiko indrindra o! Tanteliko
Ianao no anjeliko
Fa ny antsika roa dia fitia mandra-maty
Toa lamban'akoho e! Iray aina zevpvvq iray vatsy
F'efa lasanao hnoh tsy misy ady varotra
Ty foko tsara fatotra tononkira.serasera.org
Ny tia sy ny tiana no indro tafaray
Toy ny bararata noladinim-bahy
Fitia vita sedra mafy tsy ho voangotra
Ilay fitia tsara fatotra
Tsy ho afomololo fa ho afon-tsompitra
Ho lavitry ny xhvmgxyj mpisompatra
Ho arovako mafy e! Sy ho kolokoloiko
Haninteraka ato am-poko
Malalako sady tiako
Niara-nizara ireo tsiambarateloko
Ny hafaliako sy ny alaheloko
Ianao lay niaritra zava-tsy finidy
Na ny mafy na mangidy
Lay mamiko indrindra o! Tanteliko
Ianao no anjeliko
Fa ny antsika roa dia fitia mandra-maty
Toa lamban'akoho e! Iray aina zevpvvq iray vatsy
F'efa lasanao hnoh tsy misy ady varotra
Ty foko tsara fatotra tononkira.serasera.org
Ny tia sy ny tiana no indro tafaray
Toy ny bararata noladinim-bahy
Fitia vita sedra mafy tsy ho voangotra
Ilay fitia tsara fatotra
Tsy ho afomololo fa ho afon-tsompitra
Ho lavitry ny xhvmgxyj mpisompatra
Ho arovako mafy e! Sy ho kolokoloiko
Haninteraka ato am-poko
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Zandry GasyVisites : 918
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mbola Talenta
Date : 14/02/2025 05:58
