Tsara fatotra (Zandry Gasy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao lay tokana nofinidiko
Malalako sady tiako
Niara-nizara ireo tsiambarateloko
Ny hafaliako sy ny alaheloko
Ianao lay niaritra zava-tsy finidy
Na ny mafy na mangidy
Lay mamiko indrindra o! Tanteliko
Ianao no anjeliko

Fa ny antsika roa dia fitia mandra-maty
Toa lamban'akoho e! Iray aina iray vatsy
F'efa tononkira.serasera.org lasanao tsy misy ady varotra
Ty foko tsara fatotra

Ny tia sy ny tiana no indro tafaray
Toy ny bararata noladinim-bahy
Fitia vita sedra mafy vnnjy tsy ho voangotra
Ilay eqolzc fitia tsara fatotra
Tsy ho afomololo fa ho nfnd afon-tsompitra
Ho lavitry ny mpisompatra
Ho arovako mafy e! Sy ho kolokoloiko
Haninteraka ato am-poko

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Zandry Gasy
Hits : 1048
Likes : 0 Like
Created by : Mbola Talenta
Date : 14/02/2025 05:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0464