Tsy hay sakanana (zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Midera Anao 'zahay
Hanome voninahitra indray
Ny anaranao no asandratray.

Anivon'ny fiderana
Misy hery hafanana
Maneho ny fanatrehanao. (x2)

Ref:
Misandrata Tompo ô!
Avo indrindra Ianao!
Mendrika ny ho deraina
Ny anaranao no ankalazaina.

*Mahery Ianao, lehibe Ianao
Manerana ny tany ny lazanao Jesosy ô!
Tsy hay sakanana e! (x2)

....

Ref: ....

Tsy hay sakanana e!
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana)
Hits : 772
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 03/11/2021 20:49
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2906