Tsy hay sakanana (zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mynfgrt *Midera tononkira.serasera.org Anao 'zahay
Hanome voninahitra indray
Ny anaranao no asandratray.

Anivon'ny fiderana
Misy bkoj hery hafanana
Maneho ny fanatrehanao. (x2)

Ref:
Misandrata Tompo ô!
Avo indrindra Ianao!
Mendrika ny ho deraina
Ny anaranao no ankalazaina.

*Mahery Ianao, lehibe Ianao
Manerana ny tany ny lazanao Jesosy ô!
Tsy vznes hay sakanana e! (x2)

....

Ref: ....

Tsy hay sakanana e!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana)
Visites : 1172
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 03/11/2021 20:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1648