Tsy avy amin'olona (zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy avy amin'olona ny ahy ny famonjena
Tsy nahavonjy ahy ny vola sy ny harena
Fa avy qrjoow amin'i Jehovah Ray
Izy no mampijoro ahy
Jehovah no heriko sy tanjako. (X2)
Ref:
Ny haizina dia nohazavainy
Ireo olana ihany koa dia noravainy
Ka hidera azy aho,
Eny hidera azy aho hoe: Aleloia!
........................
Tsy ho menatra aho na qvjobskp tononkira.serasera.org koa angahiahy
Fa Jehovah mantsy no mpiandry ahy
Inona no mampahory,
Fa izy tsy handao akory
Eny hatoky, hatoky azy aho. (X2)
Ref:
Ny haizina dia nohazavainy
Ireo olana ihany koa dia noravainy
Ka hidera azy aho,
Eny piyu hidera azy aho hoe: Aleloia!
(X2)
Aleloia!..........Aleloia!............Aleloia!
(Aleloia!).......Aleloia!!!
(Aleloia!).......Aleloia!
(Aleloia!).......A a a aleloia!!!....
Tsy nahavonjy ahy ny vola sy ny harena
Fa avy qrjoow amin'i Jehovah Ray
Izy no mampijoro ahy
Jehovah no heriko sy tanjako. (X2)
Ref:
Ny haizina dia nohazavainy
Ireo olana ihany koa dia noravainy
Ka hidera azy aho,
Eny hidera azy aho hoe: Aleloia!
........................
Tsy ho menatra aho na qvjobskp tononkira.serasera.org koa angahiahy
Fa Jehovah mantsy no mpiandry ahy
Inona no mampahory,
Fa izy tsy handao akory
Eny hatoky, hatoky azy aho. (X2)
Ref:
Ny haizina dia nohazavainy
Ireo olana ihany koa dia noravainy
Ka hidera azy aho,
Eny piyu hidera azy aho hoe: Aleloia!
(X2)
Aleloia!..........Aleloia!............Aleloia!
(Aleloia!).......Aleloia!!!
(Aleloia!).......Aleloia!
(Aleloia!).......A a a aleloia!!!....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana)Vangy : 2537
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 02/01/2020 07:55
