Fitiavana lehibe (YMC Gospel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao mifoha maraina ianao
De tononkira.serasera.org tsarovy fa nohon'ny fitahiana
Eo 'lay Ray be fitiavana
Raha mandalo sarotra
De tsy ho irery fa
eo ny vahaolana
Eo lay Ray be fitiavana a

Fitiavana lehibe, no natolony ho anao
Indro ny zanany Lahitokana nafoiny ho anao
Hitondra ny helokao

Vao mihiratra ny maso xicn dia tsarovy fa:
Nohon'ny fitahiana
eo lay Ray be fitiavana
Raha miady mafy ugjzfb ianao
De tsy ho irery fa:
Eo ny aibnvqdw vahaolana
Eo lay Ray be fitiavanaa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : YMC Gospel
Vangy : 1716
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : naina2020
Daty : 28/10/2020 08:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0491