MPANDRESY (Vlm Ampitatafika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I-Mampijoro raha tojo ny sarotra Ianao
Heriko, aina vaovao
Manasitrana ny aretiko
Ray o! misaotra eram-po
Mihazona ahy ny tananao
Gina very maina teo
Refrain:
Na mandalo tafiotra aza ity lakana ity dia,
Mihazona ahy ny tananao
Ny onja mahery mila hanafotra izao,
Tony ireo manoa xeiw ny teninao
Mampandresy ahy, hatrany Ianao
Mpandresy aho Tompo o! fa manana Anao
Mpandresy aho Tompo o! fa tantananao
II- Ilay masoko jamba nahiratra teo
Moana aza aho, naloa-peo
Ny malemy hawgjpy indro natsanganao
Tsy misy ny tsy hainao hatao
Toky ho ahy ny ao Aminao
Jesosy o! cbcx misaotra Anao
Refrain:
Na mandalo tafiotra aza ity lakana ity tononkira.serasera.org dia,
Mihazona ahy ny tananao
Ny onja mahery mila hanafotra izao,
Tony ireo manoa ny teninao
Mampandresy ahy, hatrany Ianao
Mpandresy aho Tompo o! fa manana Anao
Mpandresy aho Tompo o! fa tantananao
Heriko, aina vaovao
Manasitrana ny aretiko
Ray o! misaotra eram-po
Mihazona ahy ny tananao
Gina very maina teo
Refrain:
Na mandalo tafiotra aza ity lakana ity dia,
Mihazona ahy ny tananao
Ny onja mahery mila hanafotra izao,
Tony ireo manoa xeiw ny teninao
Mampandresy ahy, hatrany Ianao
Mpandresy aho Tompo o! fa manana Anao
Mpandresy aho Tompo o! fa tantananao
II- Ilay masoko jamba nahiratra teo
Moana aza aho, naloa-peo
Ny malemy hawgjpy indro natsanganao
Tsy misy ny tsy hainao hatao
Toky ho ahy ny ao Aminao
Jesosy o! cbcx misaotra Anao
Refrain:
Na mandalo tafiotra aza ity lakana ity tononkira.serasera.org dia,
Mihazona ahy ny tananao
Ny onja mahery mila hanafotra izao,
Tony ireo manoa ny teninao
Mampandresy ahy, hatrany Ianao
Mpandresy aho Tompo o! fa manana Anao
Mpandresy aho Tompo o! fa tantananao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vlm AmpitatafikaVangy : 825
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : johannarakotoarimanana
Daty : 23/02/2024 11:17
