Ampidiro aloha ny tenimiafina
MPANDRESY (Vlm Ampitatafika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qhfouwit I-Mampijoro raha tojo ny sarotra Ianao
Heriko, aina vaovao
Manasitrana ny aretiko
Ray o! misaotra eram-po
Mihazona ahy ny tananao
Gina very maina teo
Refrain:
Na mandalo tafiotra aza ity lakana ity dia,
Mihazona ahy ny tananao
Ny onja lolpk mahery mila hanafotra izao,
Tony ireo manoa tononkira.serasera.org ny teninao
Mampandresy ahy, hatrany Ianao
Mpandresy aho Tompo o! fa manana Anao
Mpandresy aho Tompo o! fa tantananao
II- Ilay masoko jamba nahiratra teo
Moana aza aho, naloa-peo
Ny malemy indro natsanganao
Tsy xsowcq misy ny tsy hainao hatao
Toky ho ahy ny ao Aminao
Jesosy o! misaotra Anao
Refrain:
Na mandalo tafiotra aza ity lakana ity dia,
Mihazona ahy ny tananao
Ny onja mahery mila hanafotra izao,
Tony ireo manoa ny teninao
Mampandresy ahy, hatrany Ianao
Mpandresy aho Tompo o! fa manana Anao
Mpandresy aho Tompo o! fa tantananao
Heriko, aina vaovao
Manasitrana ny aretiko
Ray o! misaotra eram-po
Mihazona ahy ny tananao
Gina very maina teo
Refrain:
Na mandalo tafiotra aza ity lakana ity dia,
Mihazona ahy ny tananao
Ny onja lolpk mahery mila hanafotra izao,
Tony ireo manoa tononkira.serasera.org ny teninao
Mampandresy ahy, hatrany Ianao
Mpandresy aho Tompo o! fa manana Anao
Mpandresy aho Tompo o! fa tantananao
II- Ilay masoko jamba nahiratra teo
Moana aza aho, naloa-peo
Ny malemy indro natsanganao
Tsy xsowcq misy ny tsy hainao hatao
Toky ho ahy ny ao Aminao
Jesosy o! misaotra Anao
Refrain:
Na mandalo tafiotra aza ity lakana ity dia,
Mihazona ahy ny tananao
Ny onja mahery mila hanafotra izao,
Tony ireo manoa ny teninao
Mampandresy ahy, hatrany Ianao
Mpandresy aho Tompo o! fa manana Anao
Mpandresy aho Tompo o! fa tantananao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vlm AmpitatafikaVangy : 826
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : johannarakotoarimanana
Daty : 23/02/2024 11:17
