MPANDRESY (Vlm Ampitatafika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I-Mampijoro raha tojo ny sarotra Ianao
Heriko, aina vaovao
Manasitrana ny aretiko
Ray o! misaotra eram-po
Mihazona ahy ny tananao
Gina very maina teo
Refrain:
Na mandalo tafiotra aza ity lakana ity dia,
Mihazona ahy ny tananao
Ny onja ffbbticl mahery mila hanafotra izao,
Tony ireo manoa ny teninao
Mampandresy tononkira.serasera.org ahy, hatrany Ianao
Mpandresy aho Tompo o! fa manana Anao
Mpandresy aho Tompo o! fa tantananao
II- Ilay masoko jamba nahiratra teo
Moana aza aho, naloa-peo
Ny malemy indro natsanganao
Tsy misy ny tsy hainao hatao
Toky ho ahy ny ao Aminao
Jesosy o! misaotra Anao
Refrain:
Na mandalo tafiotra aza ity lakana ity dia,
Mihazona ahy ny tananao
Ny onja mahery mila yqvotz hanafotra izao,
Tony ireo manoa ny teninao
Mampandresy ahy, hatrany Ianao
Mpandresy aho Tompo o! fa manana Anao
Mpandresy aho qvfss Tompo o! fa tantananao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vlm AmpitatafikaHits : 827
Likes : 0 Like
Created by : johannarakotoarimanana
Date : 23/02/2024 11:17