You are here: home > Tononkira > Vlm Ampitatafika

VOADY (Vlm Ampitatafika)

Lazaiko Anao Jesosy ny voadiko
Ny ho tia Anao hankato ireo didinao
Saina sy fo ary koa ny androko
zay momba ahy hampiasao f'efa Anao

N'inona Hanjo,( na hisy izay fitsapana)
ho tanako (ny voadiko tsy hiala)
Ny tananao hihazona ny tanako
N'inona hanjo( na hisy izay fitsapana)
ny ENY-ko , Eny ho doria ny hivadika
Eh sanaTsiky dia ampytria

Ioooioooiouu, ieeeeeeeeehhh
Hoy aho Aba , hoy aho Endreee
Zah ro tano tsy hiovaaa eee

Ny fiainako rehetra omeko Anao
izay misy Anao tiako koa mba hisy ahy
Na sarotra izay aleha na ho mora koa
Ny lalanao Jesosy o no lalako

N'inona hanjo....


Nao endre , nao hiaba , isika hiaby longoko o
Nao zoky e, nao zandry e, tsy hiala amin'i Jesosy ee

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Vlm Ampitatafika
Mpamaky : 76
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : vlm
Tamin'ny : 23/07/2019 10:58:19
ID : 11911

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo