You are here: home > Tononkira > Vlm Ampitatafika

Hiverina aminao (Vlm Ampitatafika)

https://tononkira.serasera.org/hira/vlm-ampitatafika/hiverina-aminao

Jesosy o, mitady Anao fatratra
Efa trotraky ny ditra ka hiverina indray
mitalaho mifona miondrik'eto an-tongotrao
Raiso aho Tompo hiverina Aminao
hiverina Aminao(2èvoix)
hey(1ère voix)
hiverina Aminao
hey!hey!hey
Hiverina Aminao
1-Eny ekeko be tokoa (ny fahotako)
    nefa mitalaho amindrao fo
    Tompo o hody ka mba ho fihininao indray
    Tsiky dia ampyF'Ianao no afaka hamafa izany ratrampoko

  2-Nihevitra aho tokoa fa hoe(ny hahavita tena ka)
    ninia ny hahafoy Anao nandeha
    Kanjo indro pokatra ka nihoso-potaka
    Mba faingana re hamonjy ahy

Mitalaho aho,miangavy ny hamindranao fo
Raiso aho Tompo o
Raiso aho Tompo o miandry Anao tokoa
He! ny foko miantso Anao
mitoloko mitalaho

Ouh ouh ouh ouh ouh ouhhhhhhh

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Vlm Ampitatafika
Mpamaky : 226
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : vlm
Tamin'ny : 30/08/2019 14:18:47
ID : 12022

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo