You are here: home > Tononkira > Vlm Ampitatafika

JESOSY RO SOLUTION (Vlm Ampitatafika)

Ty vola aragninao manga
Tsy mahatonga anao ariky
Da mbo varieo avao anao
Manjeky ro havako
Jesosy anefa izao
Mandigny efa ela anao
Mba himpody aminazy anao
Mifohaza abakoo
Ty olagna lavanao endre
Andeso amin'i Jesosy
Mpanandro sikidinao engao
Jesosy ro solution
Lah'Izy ro aminao
Milamigny fiainanao
Mifikira aminazy anao Mahereza endriko

ref; ndre igno mahazo anTsiky dia ampyao
mihatra amin'ny aignanao
Ndreo olagna tapitrisa
Jesosy tsy anary antsika
Vahaolagna omeko anao
Handrindra fiaignanao
Da tokotra anio manga e
JESOSY RO SOLUTION

Sika tanora mantajaky
manaraha an'i Jesosy
Fiaignana ambony tany ity
mandalo ro namako
Engao ny tokanao(engao)
ny besa rongoninao(ialao)
Hahazoanao fiaignana
mibebaha namako
ref;

DA TOKOTRA AGNIO MANGA E
JESOSY RO SOLUTION

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Vlm Ampitatafika
Mpamaky : 88
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : vlm
Tamin'ny : 18/07/2019 19:55:53
ID : 11902

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo