Ry Noely ô! (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Noely ô, Ry Noely ô
Tena tiako ianao
Mamiko tokoa, mahafaly fo
Raha ny soa entinao
Zanaky ny Ray tonga ho nafxrn anay
Dia Jesosy Kristy
Mba hamonjy ireo ondry mania
Fiv Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra
Izao tontolo izao (2 fois)
Nomeny ny Zanany Lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy
Ry Noely ô, Ry Noely ô
Tena tiako ianao
Mamiko tokoa, mahafaly fo
Raha tononkira.serasera.org ny soa entinao
Zanaky ny Ray tonga ho anay
Dia Jesosy Kristy
Mba xddgbzu hamonjy ireo ondry mania
Fiv Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra
Izao tontolo izao (2 fois)
Nomeny ny Zanany Lahitokana
Mba tsy nulsxuvf ho very izay rehetra mino Azy
Fa hanana fiainana mandrakizay
Doria doria Amen.
A/C RALAINIRINA Valitera
Tena tiako ianao
Mamiko tokoa, mahafaly fo
Raha ny soa entinao
Zanaky ny Ray tonga ho nafxrn anay
Dia Jesosy Kristy
Mba hamonjy ireo ondry mania
Fiv Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra
Izao tontolo izao (2 fois)
Nomeny ny Zanany Lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy
Ry Noely ô, Ry Noely ô
Tena tiako ianao
Mamiko tokoa, mahafaly fo
Raha tononkira.serasera.org ny soa entinao
Zanaky ny Ray tonga ho anay
Dia Jesosy Kristy
Mba xddgbzu hamonjy ireo ondry mania
Fiv Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra
Izao tontolo izao (2 fois)
Nomeny ny Zanany Lahitokana
Mba tsy nulsxuvf ho very izay rehetra mino Azy
Fa hanana fiainana mandrakizay
Doria doria Amen.
A/C RALAINIRINA Valitera
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM AmpitankelyVangy : 1820
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 25/01/2019 22:54
