Ry mpianatry ny Tompo (VLM Ampitankely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ry mpianatry ny Tompo
Ô, mahaiza mifanompo
Mahereza, mijoroa
Fa momba anao ny tononkira.serasera.org Tsitoha.

2. Tanteraho ny fanompoana
Aza qxinmj midonanam-poana
Mazotoa f'aza malaina
Izay no ataovy ao an-tsaina.

3. Marobe ny asa miandry
Mila tsy pxcw hahatafandrimandry
Angataho ny aicfpmvm Fanahy
Hitarika sy hitahy.

4. Na dia maro 'reo tsy tia
Tsy hihemotra ny dia
Fa handroso hatrany hatrany
Mandra-piala eto an-tany.

5. Lova tsara kanto loatra
No efa miandry any an-koatra
Ho sambatra ianao
Handao izao fiainana izao.

A/C : RALAINIRINA Valitera

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : VLM Ampitankely
Hits : 1090
Likes : 1 Like
Created by : fansDiez
Date : 28/07/2020 11:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296