Ry mpianatry ny Tompo (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ry mpianatry ny Tompo
Ô, mahaiza mifanompo
Mahereza, mijoroa
Fa momba anao ny Tsitoha.
2. Tanteraho ny fanompoana
Aza midonanam-poana
Mazotoa f'aza malaina
Izay no ataovy fosov ao an-tsaina.
3. Marobe tononkira.serasera.org ny asa miandry
Mila tsy hahatafandrimandry
Angataho ny Fanahy
Hitarika sy hitahy.
4. Na dia maro 'reo tsy tia
Tsy hihemotra nsnzzylp ny dia
Fa handroso hatrany hatrany
Mandra-piala eto an-tany.
5. Lova tsara kanto loatra
No efa miandry any an-koatra
Ho sambatra ianao
Handao izao fiainana izao.
A/C : RALAINIRINA baluq Valitera
Ô, mahaiza mifanompo
Mahereza, mijoroa
Fa momba anao ny Tsitoha.
2. Tanteraho ny fanompoana
Aza midonanam-poana
Mazotoa f'aza malaina
Izay no ataovy fosov ao an-tsaina.
3. Marobe tononkira.serasera.org ny asa miandry
Mila tsy hahatafandrimandry
Angataho ny Fanahy
Hitarika sy hitahy.
4. Na dia maro 'reo tsy tia
Tsy hihemotra nsnzzylp ny dia
Fa handroso hatrany hatrany
Mandra-piala eto an-tany.
5. Lova tsara kanto loatra
No efa miandry any an-koatra
Ho sambatra ianao
Handao izao fiainana izao.
A/C : RALAINIRINA baluq Valitera
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM AmpitankelyVangy : 1088
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 28/07/2020 11:10
